Entrée Ratompokolahy (ra-, tompo, vavy)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [Rajemisa 1985]
Définition française feu [Rakotonaivo 1993, Rajaonarimanana 1995]
 le défunt, le regretté [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Synonymes Itompokolahy
Antonymes 
Exemples 
1ary Ingahy (Ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 93]
2Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [Rahajarizafy: Filozofia, page 117]
Citations 

2017/09/06