|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rarivato |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 pavé
[Tankarana]
[1.19] |
| Ohatra |
4 Nisy nianjera ny rarivato avaratra.
[2.59#]
5 Aiza ange no tany tsy hikoavan' ny rarivato tsy nisy lanjany. [1.379#] |
| Kamban-teny rehetra | 6 lalana rarivato |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 avirotra, rarivato, 9 voaritra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|