Entrée ranovoahasina (rano, hasina)
Partie du discours nom
Définition malgache (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31