|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ranovelona
Singan-teny  2 rano, 3 velona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana [1.1]

Teny iditra (2/2)6  rano velona
Singan-teny  7 rano, 8 velona
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10 rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation [1.2]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ranovelona, rano velona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21