|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranona |
| Singan-teny | 2 anona |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ranona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ranona
5 lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ranona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ranona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao 6 Teny ifampiantsoan' ny samy vehivavy rehefa miresaka, na ilazany olona tsy tiana hotononina ny anarany na hadinony tsy tonga ao am-bavany: Tsy hitandRanona angaha ilay olona teto anikeheo? ~ Ranona atsy avaratra no nandrenesako an' izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 Mister So-and-so
[1.2] 8 what's-his-name [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Monsieur un tel
[1.8] |
| Ohatra |
10 Tsy re intsony ny hoe marary ranona na ranona ao an-tanàna, fa izay maty sisa no re.
[2.472#84]
|
| Tsipelina hafa | 11 ianona, ianona |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ranona |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 14 Arnona, ranona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28 |
|