|
|
|
|

Teny iditra1  ranona
Singan-teny  2 anona
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ranona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ranona
5 lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ranona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ranona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao
6 Teny ifampiantsoan' ny samy vehivavy rehefa miresaka, na ilazany olona tsy tiana hotononina ny anarany na hadinony tsy tonga ao am-bavany: Tsy hitandRanona angaha ilay olona teto anikeheo? ~ Ranona atsy avaratra no nandrenesako an' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 Mister So-and-so [1.2]
8 what's-his-name [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Monsieur un tel [1.8]
Ohatra  10  Tsy re intsony ny hoe marary ranona na ranona ao an-tanàna, fa izay maty sisa no re. [2.472]
Tsipelina hafa  11 ianona, ianona
Kamban-teny rehetra  12 tera-dRanona
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  14 Arnona, ranona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17