|
|
|
|

Teny iditra1  ranon-tsokay
Singan-teny  2 rano, 3 sokay
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 eaux de chaux [1.13]
Ohatra  6  Ny zavatra sasany izay enti-mamono bibikely hanimba zava-maniry tahaka izany dia ranontsokay sy solifara sy lasantsy ary paraky. [1.357#]
Voambolana  7  Simia

Fivaditsoratra  8 akorintsano, ranon-tsokay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12