Entrée rano maria
Mots élémentaires rano ; maria
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1]
 [ ranomaria ] Rano mafy [1.13]
Explications en anglais Water flowing swiftly [1.2]
Explications en français [ ranomaria ] Rapide [1.13]
Exemples Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436]
Synonymes rano mandeha

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/01