|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ranomafana
Singan-teny  2 rano, 3 mafana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 (rano mafana) Warm water; hot springs
7 fig. anger; a present. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [1.196]
Ohatra  9  Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka. [2.366]
Voambolana  10  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)11  Ranomafana
Singan-teny  12 rano, 13 mafana
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  15  Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, ranomafana sns. [2.508]
Voambolana  16  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  17 fanamorana, ranomafana, Ranomafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21