|
|
|
|

Teny iditra1 rangaina
Fototeny  2ranga
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4("rangavina" no fahita matetika kokoa) Takarina, tratrarina, ka izay farany avo takatry ny tanana atsangana mihoatra ny loha no lazaina amin' izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5To be attended to, to be reached with little effort; to be sought after, but with pain and hesitation, as of work not liked; as high as the hand can reach. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10rangavina
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 angarina, 13 aringana, 14 irangana, 15 rangaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02