|
|
|
|

Teny iditra1  randrantsintongatonga
Singan-teny  2 randrana, 3 tsitongatonga
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan-drandrana mandeha ambaratonga sahala amin' ny tohatohatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12