|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raikitelo |
| Singan-teny | 2 raikitra, 3 telo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Lalan-kevitra entina mikajy halavana, isa, vidin-javatra, miainga avy amin-javatra roa efa fantatra.
6 Ohatra: Ariary 24 no vidin' ny temitra 3m; ohatrinona no vidin' ny temitra 14m ? [1.1] |
| Voambolana | 7 Matematika: rafitrisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|