|
|
|
|

Teny iditra1  rahatrizay
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Indray andro any aoriana any: Aza mamoy fofa mbola ho sambatra ianao rahatrizay
4 ppt.feh.: Rehefa... any aoriana any: Hanome fiantrana ny mahantra aho rahatrizay miasa mandray karama, hoy Isambilo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [hatra, up to, izay, that.] Hereafter, at some future time. [1.2]
6 when someday in the future, at a time when [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 un jour, quand [1.8]
Ohatra  8  Aza ianao velona izao no jerena, fa ianao velona rahatrizay. [2.895#]
9  Saingy tandremo sao mivily lalana ise ka miala amin' ny Misiona rahatrizay! [2.356#]
Voambolana  10  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17