Entrée rahariva (raha, hariva)
Partie du discours nom
Vocabulaire 
Exemples 
1Afa-tsy izany, hiverina indray ny tsindrona indroa rahariva sy ny sisika. [Andraina: I Vola, page 40]
2Rahariva amin' ny valo ny fotoanantsika. [Andraina: Mitaraina, page 242]
3Ary rahariva, dia miangona indray, dia handro rano ny andriana. [Callet: Tantara, page 158]

2014/10/21