|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 radaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Sihanaka+Tanala] saobakaka: Radaka ambodikararake: havela eo migolegake halaina teo moto-maso (saobakaka ambodifantsakana havela eo miretaka: hesorina teo mivandravandra)
[1.78] 4 [Antambahoaka+Bezanozano] sahomborera [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 [Tankarana] grenouille.
[1.19] |
| Voambolana | 6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|