|
|
|
|

Teny iditra1  potsitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Loaka: Potsitra ny mason' ilay vorona
4 Vaky, foy: Potsitra ny vay teo amin' ny hatony
5 Miseho miharihary (enti-milaza ny zavatra nafenina ka vaky): Potsitra ny laingan-dRakoto [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  potsitra, 29 prôstaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02