|
|
|
|

Teny iditra1  fanapotsirana
Fototeny  2 potsitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 l'action de crever, de percer, de dévoiler, l'instrument [1.3#495]
Ohatra  5  Potserina indray, ny ronono azo amin' ity fanapotsirana faharoa ity, andrarahana tantely kelikely, dia ampinomina ny zaza vao avy namoaka ny taindrononony teo. [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12