|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  posy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [1.1]
Voambolana  4  Fitaterana
Tovy hevitra  5 posiposy
Sary 

Teny iditra (2/2)6  posy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 ventin-drefin-kalavana anglisy [1.13]
9 inch [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 pouce [1.13]
Voambolana  11  Toerana

Fivaditsoratra  12 piso, posy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12