| Entrée | 1 posiposy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [1.1] | 
| Synonymes | 4 posy | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 5 pisopiso, 6 posiposy, 7 sopisopy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |