|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 poleta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiadiana mipoaka, fohy sady maivana, fanapoaka tanana an' ila ihany
[1.1] |
| Ohatra |
4 poleta, basy lava, sabatra, lefompohy.
[2.471#53]
|
| Voambolana | 5 Miaramila |
| Tovy hevitra | 6 basipoleta |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|