Entrée pitranga > fitrangana (tranga)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina
Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay
Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1]
Mots composés 

Anagrammes 

Entrée pitranga > fitranga (tranga)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mitranga, izany hoe miseho lany: Ny fitrangan' ny volana avy any atsinanana [1.1]
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes