Entrée pipa
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra lavalava misy fatana sy fantsona kely natao hifohana ravim-paraky efa voatetitetika madinika, izay ampirehetina ao anatin' ilay fatana kely dia trohina amin' ilay fantsona kely kosa indray [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a tobacco pipe [Hallanger 1973]
Traduction française pipe à fumer [Hallanger 1974]
Origine Français: pipe.

Mis à jour le 2020/07/31