|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 pin~ |
| Sokajin-teny | 2 tsirinteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambaran' ny P sy ny tsofoka na sisika IN hanaovana matoantenin' ny iharana amin' ny fototeny sasantsasany manomboka amin' ny P: pinaoka = p + in + aoka: voapaoka
[1.1] |
| Teny iditra (2/4) | 4 pin
![]() |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 paingotra
7 hombo hazo na vy 8 firavaka apetaka amin' ny fitafiana [1.17] |
| Teny iditra (3/4) | 9 pin
![]() |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 mametraka amin' ny paingotra na hombo; mitana mafy
[1.17] |
| Teny iditra (4/4) | 12 pin
![]() |
| Sokajin-teny | 13 anarana (lahy) |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 hazo misy dity
[1.4] 15 anaran-kazo maitso lava sady midy dity [1.9] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 hazo kesika
[1.66] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|