Entrée | pilao | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Tady kely misy vongam-pira-mainty izay entina manamarina ny fahitsian' ny rindrina tsy vilana na mivohitra [1.1] | |
Explications en anglais | A plumb-line or plummet [1.2] | |
Exemples | Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin'ny manda natao amin'ny pilao, sady nisy pilao teny an-tanany
[2.996] | |
Vocabulaire | Economie: bâtiments, travaux publics | |
Origine | Anglais: plumb. Français: plomb. | |
Anagrammes | apoly, Paoly, pialo, pilao, piola |
Mis à jour le 2020/07/31 |