|
|
|
|

Teny iditra1  petrak' ahitra
Singan-teny  2 petraka, 3 ahitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fandrika atao mba hanombotombohana ny hafa (nisy olon-dratsy mpamandrika taloha izay nanao toy izao: nametraka entan-kely teo anjoron-dalana izy, dia nihataka lavidavitra nitily, ka izay naka an' ilay entan-kely dia notombohany ho mpangalatra) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12