Entrée | paritany > paritaka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fielezana fa tsy iray toerana; fihahaka tsisy kototony, fisafotofoto. [1.1] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Entrée | paritany > faritany | ||||||
Mots élémentaires | fari- (faritra) ; tany | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1] | ||||||
Explications en anglais | (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2] | ||||||
A certain territory or region [1.7] | |||||||
Explications en français | Territoire, région [1.8] | ||||||
Exemples |
| ||||||
Vocabulaire | Géographie: (en général) | ||||||
Mots composés |
| ||||||
Anagrammes | faritany, fatraiñy, finaitra, rifatina, tarifina |