|
|
|
|

Teny iditra1  parapaingo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fototra mafy amin' ny tady na rojo vy; gadra misy masomby natao tamin' ny tongotry ny olomeloka fahiny:
4 Ataovy amparapaingo io akoho io sao lasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the name of a kind of fetters. [swa. Para, to scrape to the ground, and pingu, fetters.]
6 See ampaingo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 fers qu'on mettait aux pieds des esclaves fugutufs et d'autres condamnés; ils se composaient
8 de deux anneaux rivés au-dessus de la cheville du pied, et reliés entre eux par deux autres anneaux
9 oblongs qui [ermettaient le mouvement. On donne aussi ce nom aux entraves qu'on met aux pieds des
10 volailles ou d'autres animaux. [1.3]
Ohatra  11  Vao nandre ny fahatongavany ireo mpandranto teo amin'ny tany, dia nitondra volafotsy sy volamena betsaka ary parapaingo koa nentiny nakao amin'ny tobin'ny Siriana hividianany ny zanak'Israely hataony andevo [2.996]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tovy hevitra  14 paingo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17