Entrée | paradisa | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1] | ||||
Explications en anglais | Paradise [1.7] | ||||
Explications en français | Paradis [1.8] | ||||
Exemples |
| ||||
Hyponymes | |||||
Origine | Français: paradis. | ||||
Autres orthographes | paradizy | ||||
Article | Randzavola: paradisa ao amin' ny Baiboly | ||||
Mis à jour le 2022/07/30 |