Entrée paosy
Partie du discours nom
Définition malgache Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ... fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a pocket [Hallanger 1973]
Définition française poche [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: poche.

2012/06/15