|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  paingotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a pin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 épingle [1.3#476, 1.8]
Ohatra  6  Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472]
7  Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22 paingo-jaza

Teny iditra (2/2)23  paingotra
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny anglisy  25 an informer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 mouchard [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09