|
|
|
|

Teny iditra1  ota isa
Singan-teny  2 ota, 3 isa
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fifandiasan' ny isa tsy mitovy fa misy elanelany amin' ny isa tena izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui s'est trompé en comptant
7 erreur dans les comptes [1.3]

Fivaditsoratra  8 osa tay, ota isa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12