|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ora-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe orana
Ohatra  3  Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija [2.415]
4  Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [2.415]

Teny iditra (2/2)5  ora
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina [1.1]
8 Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 An hour [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Heure [1.13]
Ohatra  11  Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza. [2.324]
12  Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
Voambolana  13  Fotoana
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16 Randzavola: ora ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  17 aro, ora, 18 rao, 19 roa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17