|
|
|
|

Teny iditra 1  ompikely
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny mpanompo zanaky ny andevon-drazana izay noheverina ho ohatra ny ankizy tao an-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [kely, little.] a home-born slave, a slave brought up in one's family. [1.2]
Ohatra  5  nahazo ankizilahy sy ankizivavy aho sady nanana ompikely; [2.996]
Voambolana  6  Hainifiaraha-monina
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ompikely
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07