|
|
|
|

Teny iditra1  ombalahy antitra
Singan-teny  2 ombalahy, 3 antitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ombalahy tsy matahotra na inona na inona; miaramila menavazana tsy miraika na amin' inona na inona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Vieux taureau. Se disait des vieux soldats qui ne fuient pas. [2.415#6766]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12