|
|
|
|

Entrée1  omaly
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  Anarana entina hilazana ny andro nialoha ny androany: Ny omaly no zokin' ny anio
Ny lasa: Sarotra hadinoina ny omaly
Milaza fotoan' andro nialoha ny androany: Tonga omaly i dadatoa. (Amin' ity hevitra ity, dia "rahomaly" no nampiasaina taloha: tonga rahomaly i dadatoa) [1.1]
Explications en anglais  4  yesterday. [mal. Kulmarin.] [1.2]
5  yesterday [1.7]
Explications en français  6  hier [1.3, 1.8]
Tous les mots composés  7  5 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  8  Temps
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  10 alimo, 11 Lò-amy, 12 lomay, 13 mailo, 14 maoly, 15 mialo, 16 milao, 17 miola, 18 molay, 19 omaly

Mis à jour le 2025/10/11