Entrée olon-kendry
Mots élémentaires olona ; hendry
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany [1.1]
Exemples Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra. [2.293]
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/03/28