Entrée olo-masina (olona, hasina)
Partie du discours locution
Définition malgache olona efamaty nanana fitondran-tena namirapiratra tamin' ny fahamarinana, fahadiovana ary fitiava-namana, ka natsangan' ny Eglizy ho fakan-tahaky ny kristianina katolika eran-tany [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ny fanafody, nambara ny Ranakandriana taloha, sy ny olomasina tsindriany Ranakandriana no milaza izany amy ny ntaolo taloha: [Callet: Tantara, page 133]

Mis à jour le 2020/07/31