Entrée oharina (ohatra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako
¶ Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be measured, to be compared. [Richardson 1885]
 to be compared [Hallanger 1973]
Définition française qu'on mesure, que l'on compare [Abinal 1888]
 qu'on compare [Hallanger 1974]
Morphologie 
oharina
ohariko
oharinao
ohariny
oharintsika
oharinay
oharinareo
oharin'
oharin-
oharim-
ohari-
noharina
nohariko
noharinao
nohariny
noharintsika
noharinay
noharinareo
noharin'
noharin-
noharim-
nohari-
hoharina
hohariko
hoharinao
hohariny
hoharintsika
hoharinay
hoharinareo
hoharin'
hoharin-
hoharim-
hohari-
ohary=oharo

2012/06/21