Entrée oha-jaza (ohatra, zaza)
Partie du discours expression
Définition malgache fombafomba arahina amin' ny fanaovana hasoavana raha maromaro ny zaza tsongoina: alahatra arakaraka ny halavany izy ireo ka volotara no andrefesana azy; tapahina izay mihoatrany lohan' ny tsirairay avy ka izany no amantarana izay lava sy fohy amin' izy ireo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [zaza, a child.] a word used in collecting a general assemblage of the people when children under a specified height only are excepted. [Richardson 1885]
Définition française cérémonie de la circoncision qui consiste à mesurer l'enfant avec un roseau, dont on coupe ce qui dépasse la tête [Abinal 1888]

2011/11/08