|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  odiana
Fototeny  2 ody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao ohatra ny...: Mahagaga fa odian-dRakoto tsy hita aho rehefa mifanena aminy eny an-dalana izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
5 to be pretended [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Odiany tsy hita (Il fait semblant de ne pas voir) ~ Tsy azo odian-tsy hita (On ne peut pas faire semblant de ne pas voir, on ne peut s’empêcher de voir) [1.3#456]
7 qu'on fait semblant de faire [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  odiana
Fototeny  13 ody
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  15 Asiana ody, sitranina: Efa latsa-paka ny aretina ka tsy azo odiana intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 to be supplied with medicine. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 maladie qu'on traite par des remèdes: Tsy azo odiana intsony ity aretina ity (Cette maladie ne peut plus être guérie par des remèdes) [1.3#456]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Voambolana  22  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  23 odiana tsy hita
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 Adonia, 26 anadio, 27 aodina, 28 iadano, odiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08