Entrée | ny zafy mpanahaka | |
Mots élémentaires | zafy ; mpanahaka | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | |Enti-milaza fa matetika, araka ny fanamarihan' ny Ntaolo, dia manahaka ny raibeny ny zafy; fantatra koa fa tian' ny raibeny fatratra ny zafikeliny, ary izany no nahatonga ny zafy sasany nomena ny anarana hoe "Ratsimbazafy" (tsy mba zafy fa zanaka) [1.1] | |
Mis à jour le 2023/12/26 |