Entrée ny hendry ihany no anarina (ny, hendry, ihany, no, anatra)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io sa tria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry) [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31