|
|
|
|

Entrée1  ntaolo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo
Explications en anglais  4  [1.2] [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors.
5  [1.7] the men of old, the ancestors
Explications en français  6  [1.8] les anciens, les ancêtres
Exemples  7  Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny ntaolo. [2.245#]
8  Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika? [1.437#]
9  Manomboka amin' ny kely indrindra ny ntaolo raha mandrefy. [2.436#]
Mots composés 
Phytonymes 
Titres  14  Anganon'ny Ntaolo : Tantara mampiseho ny fomban-drazana sy ny finoana sasany mananany (Dahle L.)
15  Ny Haintenin'ny Ntaolo (Rakotonaivo François)
16  Ny Ohabolan' ny Ntaolo (Cousins William Edward)
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot ntaolo

Anagrammes  18  atolon, naloto, natolo, ntaolo, tolona

Mis à jour le 2023/08/12