|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  noro
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Hafaliana, hasambarana
4 Tsara tarehy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 joy, gladness. See sambatra [swa. Noro, light.] [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  7  Ontam-po
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how noro

Teny iditra (2/2) 9  noro
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how noro

Fivaditsoratra  noro, Noro, 12 roño

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/15