Entrée manoro (toro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena
¶ Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manoro
nanoro
hanoro
manoroa
Mots composés, titres, noms 

Entrée manoro (noro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manome hafaliana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manoro
nanoro
hanoro

Entrée manoro (oro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache [ mañoro ] [Bara, Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] mandoro [Rakotosaona 1975]
 [ mañoro ] [Tanala, Tanosy] mandoro, manimba amin'ny afo [Rakotosaona 1975]
 mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina [SLP 1986]
Explications en français mettre en combustion [SLP 1986]
 [ mañôro ] [Sakalava-Mayotte] brûler, mettre le feu [Andilidine: Lexique (takila M)]
Morphologie 
manoro
nanoro
hanoro
Synonymes mioro

Mis à jour le 2020/07/31