|
|
|
|

Teny iditra1  ngara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Volondavenona manopy manga, mara mainty (tsy fiteny afa-tsy amin' ny maso ihany): Ngara maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 being of a mixed colour. Used only of the eyes. [comp. swa. Ngara, root of verb to be transparent.] [1.2]
5 grey or blue eyed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui a les yeux gris ou bleus [1.8]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  10  Haiaina
Kamban-teny rehetra  11 ngara maso
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ngara, 13 ranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09