|
|
|
|

Teny iditra1  ngamba
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Entina milaza fisalasalana amin' ny valinteny; tsy manaiky na mandà fa miroaroa saina
4 Angamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 same as angaha and angamba; ngamba, nganja, ngenja, nginamba, nginanga, nginanja, nginao, nginaza, are all used familiarly for this. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12