|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 neny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny fiantsoana ny reny niteraka, na miteny azy: Nankany an-tsena i neny, na miteny aminy: Andeha hankaiza ianao, ry neny?
4 Teny enti-manaja ny vehivavy efa lehibebe tokotokony ho renin' ny tena. Teny nakambana: nenibe, nenifara, nenitoa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 mother, mamma; a nurse. It is more frequently heard as ineny [in various malay dialects it appears as inana, neina, ina, nina, nene.]
[1.2] 6 mother, mama [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 mère, maman
[1.8] |
| Voambolana | 8 Fifandraisana: fianakaviana |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | neny, 10 nine |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|