|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  nangy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy
4 Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [1.1]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Voambolana  6  Haiaina
Tsipelina hafa  7 mangy
Kamban-teny rehetra  8 vatonangy

Teny iditra (2/2)9  nangy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11 a provincial word for lasiray [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  nangy, 12 ngina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17