Entrée | 1 namany andava-bitsika |
Mots élémentaires | 2 amany, 3 lavaka, 4 vitsika |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain' ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany) [1.1] |
Vocabulaire | 7 Santé |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |